9 mars 2026
Fambolen-kazo 2026
Tontosa ny 06 martsa 2026, teny amin’ny amin’ny Kaominina Ambanivohitra Bongatsara ny fambolen-kazo izay niarahan’ireo mpiasa teo anivon’ny Minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka, isany tonga nanatevin-daharana izany ihany ko ny ekipa teto anivon’ny Fitaleavana misahana ny Farmasia, Laboratoara ary ny Fitsaboana nentim-paharazana. Izay mamboly hazo, manome aina
Tontosa ny 06 martsa 2026, teny amin’ny amin’ny Kaominina Ambanivohitra Bongatsara ny fambolen-kazo izay niarahan’ireo mpiasa teo anivon’ny Minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka, isany tonga nanatevin-daharana izany ihany ko ny ekipa teto anivon’ny Fitaleavana misahana ny Farmasia, Laboratoara ary ny Fitsaboana nentim-paharazana.
![]()
![]()
Izay mamboly hazo, manome aina![]()
![]()
![]()




Nos partenaires
Conçu et Hébergé par Sunsoft pour la DPLMT, 2023