Actualités
Actualités
Andro Iraisam-pirenena ho an’ny Vehivavy
Tontosa soa aman-tsara tamin’ny 08 marsa 2026 ny fankalazana ny Andro Iraisam-pirenena ho an’ny Vehivavy. Nandray anjara mavitrika tamin’izany ny vehivavin’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka, izay notarihin’i Ramatoa Talen’ny Fitaleavana misahana ny Farmasia, ny Laboratoara ary ny Fitsaboana nentim-paharazana. “Vehivavy Malagasy: Hery iray ho an’ny fanavaozana ny firenena.”
Lire l'article au completFambolen-kazo 2026
Tontosa ny 06 martsa 2026, teny amin’ny amin’ny Kaominina Ambanivohitra Bongatsara ny fambolen-kazo izay niarahan’ireo mpiasa teo anivon’ny Minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka, isany tonga nanatevin-daharana izany ihany ko ny ekipa teto anivon’ny Fitaleavana misahana ny Farmasia, Laboratoara ary ny Fitsaboana nentim-paharazana. Izay mamboly hazo, manome aina
Lire l'article au completFANKALAZANA NY ANDRO HO AN’NY FITSABOANA NENTIM-PAHARAZANA ATY AFRIKA
Tontosa soamatsara ny fankalazana ny Andro ho an’ny Fitsaboana Nentim-paharazana aty Afrika na ny Journée Africaine de la Médecine Traditionnelle «JAMT» teto madagasikara. Natao tao amin’ny efitrano malalaka Plan eo Anosy ny Zoma 29 Aogositra 2025. Izany dia natrehan’ireo vahiny manakaja maro, anisan’zany i Ramatoa Talen’ny Farmasia, Laboratoara ary ny fitsaboana netimpaharazana, Ramatoa Talen’ny Ivontoeram-pikarohana […]
Lire l'article au completUtilisation de drones pour renforcer l’approvisionnement en vaccins et médicaments dans les zones reculées de Madagascar
Dans le cadre de l’objectif du Ministère de la Santé Publique visant à garantir l’accès équitable de la population malagasy aux soins et aux médicaments de qualité, la technologie des drones est utilisée pour le transport de vaccins et d’intrants de santé vers les zones les plus difficiles d’accès. Grâce au financement de la GAVI […]
Lire l'article au completNos partenaires
Conçu et Hébergé par Sunsoft pour la DPLMT, 2023