Actualités
Actualités
9 mars 2026
Andro Iraisam-pirenena ho an’ny Vehivavy
Tontosa soa aman-tsara tamin’ny 08 marsa 2026 ny fankalazana ny Andro Iraisam-pirenena ho an’ny Vehivavy. Nandray anjara mavitrika tamin’izany ny vehivavin’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka, izay notarihin’i Ramatoa Talen’ny Fitaleavana misahana ny Farmasia, ny Laboratoara ary ny Fitsaboana nentim-paharazana. “Vehivavy Malagasy: Hery iray ho an’ny fanavaozana ny firenena.”
Lire l'article au completNos partenaires
Conçu et Hébergé par Sunsoft pour la DPLMT, 2023