Actualités

Actualités

23 septembre 2025
FANKALAZANA NY ANDRO HO AN’NY FITSABOANA NENTIM-PAHARAZANA ATY AFRIKA

Tontosa soamatsara ny fankalazana ny Andro ho an’ny Fitsaboana Nentim-paharazana aty Afrika na ny Journée Africaine de la Médecine Traditionnelle «JAMT» teto madagasikara. Natao tao amin’ny efitrano malalaka Plan eo Anosy ny Zoma 29 Aogositra 2025. Izany dia natrehan’ireo vahiny manakaja maro, anisan’zany i Ramatoa Talen’ny Farmasia, Laboratoara ary ny fitsaboana netimpaharazana, Ramatoa Talen’ny Ivontoeram-pikarohana […]

Lire l'article au complet

Nos contacts

  034 23 731 61

  secretariatdplmt@gmail.com

Nos partenaires

Conçu et Hébergé par Sunsoft pour la DPLMT, 2023