Actualités

Actualités

9 mars 2026
Andro Iraisam-pirenena ho an’ny Vehivavy

Tontosa soa aman-tsara tamin’ny 08 marsa 2026 ny fankalazana ny Andro Iraisam-pirenena ho an’ny Vehivavy. Nandray anjara mavitrika tamin’izany ny vehivavin’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka, izay notarihin’i Ramatoa Talen’ny Fitaleavana misahana ny Farmasia, ny Laboratoara ary ny Fitsaboana nentim-paharazana. “Vehivavy Malagasy: Hery iray ho an’ny fanavaozana ny firenena.”

Lire l'article au complet
9 mars 2026
Fambolen-kazo 2026

Tontosa ny 06 martsa 2026, teny amin’ny amin’ny Kaominina Ambanivohitra Bongatsara ny fambolen-kazo izay niarahan’ireo mpiasa teo anivon’ny Minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka, isany tonga nanatevin-daharana izany ihany ko ny ekipa teto anivon’ny Fitaleavana misahana ny Farmasia, Laboratoara ary ny Fitsaboana nentim-paharazana. Izay mamboly hazo, manome aina

Lire l'article au complet

Nos contacts

  034 23 731 61

  secretariatdplmt@gmail.com

Nos partenaires

Conçu et Hébergé par Sunsoft pour la DPLMT, 2023